|
|
|
|

Teny iditra1  aorianao > aoriana
Sokajin-teny  2  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny aloha, izany hoe manarakaraka ny toerana hafa iray teo aloha: Ny zomà dia aorian' ny (na aorianan' ny) alakamisy
4  Enti-milaza fotoana mifanohitra amin' ny aloha, izany hoe manarakaraka ny fotoana hafa iray teo aloha: Mipetraha ianao avy eto aoriana ~ Jereo ao aoriananao fa misy alika kely manaraka anao
5  Ny teny hoe "aoriana" ialohan' ny mariky ny lasa "t" ka ampiasaina hilazana fotoana: Tonga taorian' ny zandriny izy
6  (Marihina fa samy hafa amin' ny "tao aoriana" io, izay misy ny teny "aoriana" ihany fa ialohan' ny "tao" milaza toerana, ka ampiasaina kosa hilazana toerana: Nipetraka tao aorian' i dada aho) [1.1#100]
Fanazavàna teny anglisy  7  back, behind, backward, passed. This word admits the suffix pronouns and tenses. [1.2]
8  after, afterwards [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  après, derrière [1.3#58, 1.8]
10  en retard: Tonga aoriana hianao (Vous arrivez en retard) [1.3#58]
Ohatra  11  Avy eo aoriana izy (Il vient là derrière) [1.3#58]
12  Tonga taoriako izy (Il est arrivé après moi) [1.3#58]
13  ary ny nilaza taloha, teraka taoriana. [2.48]
14  Tonga tokoa i Tondra taoriana kelin' ny misasakalina. [2.472]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
Sampanteny 
17  Matoantenin' ny mpanao :
18  Matoantenin' ny fameno :
19  Anarana :
20  Mpamaritra :
21  Tambinteny :
Tohi-kevitra  22  aloha
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  26  Ny tambinteny rehetra

Fivaditsoratra  27  anoaria, aoriana