Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
1
aoroka
Fototeny
2
o
roka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Entina manoroka:
Araka ny fomban' ny Ntaolo dia ny orona no aoroka fa tsy ny molotra
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
aoroka
, aoroko, aorokao, aorony, aorotsika, aorokay, aorokareo, aorok', aoro-
6
Ny lasa :
naoroka, naoroko, naorokao, naorony, naorotsika, naorokay, naorokareo, naorok', naoro-
7
Ny hoavy :
haoroka, haoroko, haorokao, haorony, haorotsika, haorokay, haorokareo, haorok', haoro-
8
Filaza mandidy :
aorohy
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12