Teny iditra | aostralianina | |
Sokajin-teny | anarana na tambinteny | |
Famaritana malagasy | Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Aostralia, nosy lehibe any Oseania, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe eto amin' izao tontolo izao ¶ Mikasika an' i Aostralia na an' i Aostralia na avy any Aostralia [Rajemisa 1985] | |
Australian [Rajemisa 1985] | ||
australien, australienne [Rajemisa 1985] | ||
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Ny fihaviany | Frantsay: australien. | |
Mpanahaka | Aostralia | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |