Teny iditra aostralianina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Aostralia, nosy lehibe any Oseania, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe eto amin' izao tontolo izao
Mikasika an' i Aostralia na an' i Aostralia na avy any Aostralia [1.1]
 Australian [1.1]
 Australien, australienne [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: australien.
Mpanahaka  Aostralia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31