|
|
|
|

Teny iditra1  aoto
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  Tsy mbola nisy aoto hitondra, fa ny vatsy no noraisina dia samy manao izay hahatongavany. [2.499#24]
4  Iny kosa Rasaha, tovolahy tokony ho fito amby telopolo taona, mamindra moramora manatona ny toerana fijanonan' ny aoto. [2.314#102]
Haiendriteny 
5  Tsotra :
Voambolana  6  Fitaterana

Fivaditsoratra  aoto, 7 otao

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26