|
|
|
|

Teny iditra1  apaka
Fototeny  2  paka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao mipaka, atao mikasika amin' ny..,: Aza apaka amin' ny rindrina ny latabatra fa simba ny rindrina
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  akapa, apaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20