|
|
|
|

Teny iditra1  apiaka
Fototeny  2  piaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao tapaka
Atapaka, entina manapaka, manapiaka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] To be broken off, to be snapped off.
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  apaika, apakay, apiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21