Teny iditra apingireña
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taifasy] toeran'ny omby raha manosy na mihosy [Rakotosaona 1972]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra apanapenaky

2009/02/23