|
|
|
|

Teny iditra1  aporotsaka
Fototeny  2  porotsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Alefa midina, atambotsotra: Aza aporotsaka tahakaizao ao an-damosinao ny zazakely
Arotsaka: Aporotsaho ny vola fa aza mody maty eo
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11