|
|
|
|

Teny iditra1  aposaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Aseho rahefa avy nafenina tsy ho hitan' ny be sy ny maro: Naposany ilay porofo ka gaga daholo ny olona rehetra
Ambara: Aposaho ny hevitrao famihaino izahay
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be shown; to be revealed
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on montre, qu'on révèle
Fototeny  6  posaka
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  apasako, apasoka, aposaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21