Teny iditra | 1 apotsiatra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Avoaka atao mifantsitsitra: Nitso-drano anay i Dadabe ka toy izao no nataony: nasiany rano tao ambavany dia napotsiatrany teny aminay |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] à faire jaillir |
Fototeny | 5 potsiatra |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |