Teny iditra | apotsiatra (potsiatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Avoaka atao mifantsitsitra: Nitso-drano anay i Dadabe ka toy izao no nataony: nasiany rano tao ambavany dia napotsiatrany teny aminay [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à faire jaillir [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |