Teny iditra | apparition > tsindrimandry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fampidiran' Andriamanitra na ny Razana hevitra avy Aminy ao an-tsain' olona vonona handray azy avy araka izay fahaizany handray izany [Rajemisa 1985] | |
[ tsindry mandry ] fahitàna an' eritreritra (noheverin' ny Ntaolo fa nanindry na niteny tamin' ny velona ny fanahin' ny olona efa maty) [Rajemisa 1985] | ||
Fandikana frantsay | [ tsindry mandry ] vision, révélation, songe, apparition, pressentiment [Abinal 1888] | |
Lahatsoratra | Randzavola: tsindrimandry ao amin' ny Baiboly | |
apparition ![]() | |||
|
| ||
|
| ||
|
| ||
|
| ||
|
|
![]() |