|
|
|
|

Teny iditra1  arafitra
Fototeny  2  rafitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Araikitra, ampiadina, apetaka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] used of the various pieces of a thing that are to be joined together to form a whole.
6  [1.7] to be constructed
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] à construire, à ajuster, à faire quereller
8  [1.8] qu'on construit, qu'on ajuste, qu'on assemble
Ohatra  9  nony voa taona ny vato korakórana madinika dia arafitra; [2.48]
10  ny tena hidy dia hazo lehibebe tsy miala, fa arafitra amin' ny varavarana, ary raha aroso, dia miditra ao amin' ny tolam-baravarana ka manidy ny varavarana. [1.38]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  15  afaritra, arafitra, arifatra, fitarara, ifatrara

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21