Teny iditra | arahaba nomen' andriamanitra ny fara | |
Singan-teny | arahaba ; omena ; Andriamanitra ; fara | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha misy teraka [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A salutation to parents on the birth of a child. [1.2] | |
Voambolana | Teny fanajana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |