Teny iditra | 1 arahaba tonga soa |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy tonga avy lavitra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] congratulation on a safe arrival; welcome! |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] félicitations, vous êtes bien arrivé ; soyez le bienvenu |
Voambolana |
6 Teny fanajana |
Singan-teny | 7 arahaba, tonga, soa |
Tovy hevitra | 8 arahaba tonga soa aman-tsara |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |