Teny iditra | 1 arahaba tonga soa |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 arahaba, tonga, soa |
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy tonga avy lavitra |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] congratulation on a safe arrival; welcome! |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] félicitations, vous êtes bien arrivé ; soyez le bienvenu |
Voambolana | 8 Teny fanajana |
Tovy hevitra | 9 arahaba tonga soa aman-tsara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |