Teny iditra araika (raika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Arona, atongilana, atao mihilana fa tsy mijoro mahitsy: Aza araika miankavia ny lohanao [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to be inclined, to be made to lean. [Richardson 1885]
Endriteny 
araika
araiko
araikao
arainy
araitsika
araikay
araikareo
araik'
arai-
naraika
naraiko
naraikao
narainy
naraitsika
naraikay
naraikareo
naraik'
narai-
haraika
haraiko
haraikao
harainy
haraitsika
haraikay
haraikareo
haraik'
harai-
araikeo, areho

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31