Teny iditra (1/3) | 1 arakaraka |
Fototeny | 2 rakaràka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ahaha ka atao toa misaritaka: Aza arakaraka toy izao ny volonao |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be dishevelled, to be loosened. |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 10 arakaraka |
Fototeny | 11 araka |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Mifanentana amin' ny: Tokony hatao arakaraka ny fidiran' ny vola ny fandaniana azy |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.2] reduplication of araka. A claim to recover one's own property when stolen: Raha misy arakaraka, dia hianao no arahiko (If any one has a claim [to what I am buying or taking], I look to you to make it good) |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 19 arakaraka |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.78] [Betsimisaraka]
rantsan-kazo kelikely sady lava fandahoana akoho na alika miditra ao an-trano |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |