|
|
|
|

Teny iditra1  ara-miritra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona maty an-drano teo am-pamonjena olon-kafa maty andrano, na olona nirahina hanaraka iraka hafa tsy mbola niverina
Singan-teny  4  araka, miritra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07