Teny iditra | 1 araoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Entina mandraoka, manangona: Ity harona ity araoka ireo tsaramaso raraka ireo |
Fototeny | 4 raoka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 arakao, araoka, aroaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |