Teny iditra | ara-potoana | ||
Singan-teny | ara- (araka) ; fotoana | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny frantsay | Ordinaire: Fotoam-pivoriana ara-potoana (Session ordinaire) [1.13] | ||
Régulièrement, ordinaire (assemblée) [1.5] | |||
Tohi-kevitra | tsy ara-potoana | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21 |