|
|
|
|

Teny iditra1  arebaka
Fototeny  2  rebaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza izay mahatonga ho rebaka, ho reraka
Enti-milaza ny akanjo entina mirebaka, na mihaingo
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8  abarake, arebaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21