Teny iditra | 1 arehitra |
Fototeny | 2 rehitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Atao mirehitra, atao misy lelafo: Aza arehitra ny jiro fa mbola mazava |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be set on fire; to be lighted |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] à allumer; (colère) à atiser, (guerre) à provoquer 7 [1.8] qu'on allume |
Ohatra |
8 ary nony voa tohana tsara, dia arehitra ny fototra. [2.48] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 13 arehitra, hiaretra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |