|
|
|
|

Teny iditra1  arenireny
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  renireny
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Asaina na avala mandeha atsy sy ary, avezivezy, avoivoy: Aza arenireny ny alikanao rahalina fa lasan' ny mpisambotra alika

Fivaditsoratra  9  aerinerin, arenireny, erinerina, naerineri

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29