Teny iditra | 1 areno |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana arenina [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [1.1] areno tsara io andry io fa mitongilana 4 [1.1] areno ny marary fa hisakafo |
Fototeny | 5 arina |
Fivaditsoratra | 6 anore, areno, erona, -nareo, onera, orena, renao, reona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |