|
|
|
|

Teny iditra1  areti-mifindra
Singan-teny  2  aretina, mifindra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] aretina mety ho azon' izay mifanerasera na mifampikasoka amin' ilay marary
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.54] maladie contagieuse
6  [1.13] maladie transmissible
Voambolana  7  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07