|
|
|
|

Teny iditra1  arezatra
Fototeny  2  rezatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Avoaka amin' ny rezatra
(teny) Avoaka, alefa, atao noho ny hatezerana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] à roter
à vomir des paroles de colère
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08