Teny iditra aria
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] perila, vakana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra aria
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy  [Taisaka] ariana [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Taisaka] qu'on jette, qu'on perd [Deschamps 1936]
Endriteny 
aria
ariako
arianao
ariany
ariantsika
arianay
arianareo
arian'
arian-
ariam-
naria
nariako
narianao
nariany
nariantsika
narianay
narianareo
narian'
narian-
nariam-
haria
hariako
harianao
hariany
hariantsika
harianay
harianareo
harian'
harian-
hariam-

2010/05/14