Teny iditra | 1 arindra |
Fototeny | 2 rindra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Alahatra tsara, alamina, alanto: Arindrao tsara aloha ny tetika vao miroso amin' ny raharaha 5 Atao mifanaraka, avitrana: Arindra ny fihavanana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to be arranged in order [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on met en ordre, qu'on dispose bien, qu'on arrange harmonieusement, qu'on met d'accord [1.8] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny arindra io |
Fivaditsoratra | 13 andrira, arindra, Randria, randria |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |