Teny iditra |
arindrina
(rindrina)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Famaritana malagasy | Akatona: Arindrino ny varavarana fa miditra ny saka ¶ Entina manakatona [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | to be closed [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | qu'on ferme [Hallanger 1974]
|
Endriteny |
arindrina
arindriko
arindrinao
arindriny
arindrintsika
arindrinay
arindrinareo
arindrin'
arindrin-
arindrim-
arindri-
| |
narindrina
narindriko
narindrinao
narindriny
narindrintsika
narindrinay
narindrinareo
narindrin'
narindrin-
narindrim-
narindri-
| |
harindrina
harindriko
harindrinao
harindriny
harindrintsika
harindrinay
harindrinareo
harindrin'
harindrin-
harindrim-
harindri-
| |
arindrino | |
|
|