Teny iditra | 1 aringana |
Fototeny | 2 ringana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Atao maty daholo, aripaka, vonoina: Olona telonjato no naringan' ny fahavalo tao anatin' ny adiny iray |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny aringana io |
Fivaditsoratra | 10 angarina, angirana, arangany, aringana, iangaran, irangana, niangara, rangaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |