Teny iditra aritera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lalandra mitondra ny ra avy ao amin' ny fo mba hiely eran' ny tena; mena ny ra ao anatiny [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra fanely
Ny fihaviany Frantsay: artère.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31