Teny iditra | 1 arodana |
Fototeny | 2 rodana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Azera atao ambony ambany, akoa, ahotsaka: Narodan' ny tompony ilay trano teto fa hanao vaovao izy Alaina mora foana satria be dia be: Arodana fotsiny ny kaki erỳ Antanetikelimay |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be pushed down, as a wall |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on fait tomber, comme un mur |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 adarona, andaroa, andoara, arodana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |