Teny iditra | arokatra | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mitovy hevitra amin' ny aroa fa manondro mafimafy kokoa ary fitenin' ny ankizy: Misy lava-johy arokatra [1.1] | |
Fivaditsoratra | arakotra, arokatra, toraraka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |