Teny iditra | 1 aromborombo |
Fototeny | 2 romborombo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] avela hiromborombo (volombava) Avela haniry misaritadritaka: Nahoana re no dia aromborombo tahaka izao itỳ volombavanao e! |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 aromborombo, romboromboa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |