|
|
|
|

Teny iditra1  aromoromo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  romoromo
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Avela hisy romoromo (zavatra mikiramborambo, kilema, tsininy): Aza aromoromo ny moron-tongotr' akanjonao. / Naromoromony ny fihavanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29