|
|
|
|

Teny iditra1  arongatra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] avoaka betsaka indray miaraka
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] à faire sortir en masse
Fototeny  5  rongatra
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  arangotra, arongatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21