|
|
|
|

Teny iditra1  aronjina
Fototeny  2  ronjina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Atosika maherihery ka mianjera: Naronjiny aho ka saika potroka tany an-kady raha tsy nahafikitra tamin' ny ahitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be jostled, to be pushed out of the way [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  qu'on pousse de côté [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20