Teny iditra | 1 arotsaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Aidina: Arotsahy amin' izay ny vary fa efa mangotraka ny rano Alatsaka amin' ny sekoly, fianaran-draharaha...: Narotsako hianatra ny zanako fa efa lehibe |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be poured into something |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on verse |
Fototeny | 6 rotsaka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny arotsaka io |
Fivaditsoratra | 12 arotsaka, asatroka, asokatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |