|
|
|
|

Teny iditra1  arovana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tandremana sao misy mamely na manimba: Arovan' ny miaramila andro aman' alina ny tranon' ny Filoha fa matahotra izy
Sakanana, rarana: Arovany tsy avelany hivoaka ny vadiny
Alofana: Arovan' ny satroka amin' ny hainandro ny loha
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be guarded, to be protected, to be preserved, to be forbidden, to be prevented.
5  [1.7] to be protected
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on protège
Fototeny  7  aro
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny arovana io

Fivaditsoratra  13  aravona, arovana, ravanao, voanara, voarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21