Teny iditra arseveka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   (Fivavahana katolika) Anarana iantsoana ny eveka mitantana arsidiosezy [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: archevêque.

2014/08/06