Teny iditra aryfomba > arifomba
Singan-teny ary ; fomba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ ary fomba ] Tomombana amin' ny maha-izy azy, izany hoe ao aminy daholo izay ilaina mba hahalavorary azy [1.1]
 Misy kojakoja rehetra'ilaina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Tout confort [1.13]
 [ ary fomba ] Complet, qui a tout ce qu'il faut [1.5]
Kamban-teny