Teny iditra arzantinina
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Ny tompon-tany any amin' ny tanin' i Arzantina (Amerika atsimo indrindra): Manankarena solitany sy tenon-damba ny Arzantinina
¶ Momba an' i Arzantina, an' ny Arzantina na avy any Arzantina [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy Argentinean, Argentinian, Argentine [3.1]
Fandikana frantsay argentin, argentine [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: argentin.
Mpanahaka  Arzantina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31