| Teny iditra | 1 arzantinina |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny tompon-tany any amin' ny tanin' i Arzantina (Amerika atsimo indrindra): Manankarena solitany sy tenon-damba ny Arzantinina
4 Momba an' i Arzantina, an' ny Arzantina na avy any Arzantina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 Argentinean, Argentinian, Argentine
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 argentin, argentine
[3.1] |
| Voambolana | 7 Haitoetany: firenena, foko |
| Mpanahaka | 8 arzantina, 9 arzantina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|