|
|
|
|

Teny iditra1  asafary
Fototeny  2  safary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#111] Ilazana fiolakolahana entina manary rariny na mitsapatsapa ny hevitry ny hafa
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#554] détours, circonlocutions, feintes qu’on emploie pour sonder, pour mieux savoir
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  asafary, safaray

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21