Teny iditra asafaty
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] Fetin' ny maty izay atao isan-taona, nefa koa indraindray isan-droa na telo taona, ho an' ireo rehetra maty nandritra izay fepotoana izay; izay nanaovana asafaty ihany no mahazo miditra amin' ny fasana raikitra [Rajemisa 1985]

2009/09/01