Teny iditra asafaty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Fetin' ny maty izay atao isan-taona, nefa koa indraindray isan-droa na telo taona, ho an' ireo rehetra maty nandritra izay fepotoana izay; izay nanaovana asafaty ihany no mahazo miditra amin' ny fasana raikitra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31