|
|
|
|

Teny iditra1  asafelika
Fototeny  2  safelika
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao miolaka, atao misafelika: Aza asafelika any aoriana any ny tananao rehefa mandray zavatra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#554] à faire aller, qu’on fait aller par des circuits
6  [1.13] mettre en parallèle ou en dérivation
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11  afelika

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11