Teny iditra | 1 asaveravera |
Fototeny | 2 saveravera |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] (akanjo) Avela hisariraka tsy tafina tsara; avela hisafotofoto, hikorandendina |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 saveraveraina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |